|
|
|
|

Entry1  fahafenoana
Root  2 feno
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka.
5 Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko.. [1.1]
Explanations in English  6 fullness, completion. [1.7]
Explanations in French  7 plĂ©nitude. [1.8]
Examples  8  Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra, [2.996]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Synonyms  11 hafeno, hafeno, hafenoana

Updated on 2025/09/12