Entry lohalika
Part of speech noun
Malagasy definition Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' ny fe amin' ny alalan' ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika [Rajemisa 1985]
English definition the knee [Hallanger 1973]
French definition le genou [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Quotes 

2011/02/04