| Entry (1/2) | 1 fanongotra |
| Root | 2 ongotra |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka
5 Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy [1.1] |
| Entry (2/2) | 6 fanongotra |
| Root | 7 tongotra |
| Part of speech | 8 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
9 Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra
10 Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra [1.1] |
| Anagrams | 11 fanongotra, 12 fonongatra |
| Updated on 2025/09/12 |
|