|
|
|
|

Entry (1/8)1  fe-
Part of speech  2  morphological form of fetra

Entry (2/8)3  fe
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika
Explanations in English  6  [1.2] the thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.]
7  [1.7] the thigh
Explanations in French  8  [1.8] cuisse
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
All compound words  11  25 words containing fe
Vocabulary  12  Biology
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word fe

Entry (3/8)20  fe
Part of speech  21  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  22  [1.78] nefa [Tanosy]
23  [1.78] fa, nefa [Bara]
24  [1.1] "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona
Explanations in English  25  [1.2] used for the conjunction fa

Entry (4/8)26  fe
Part of speech  27  noun or adjective
Explanations in Malagasy  28  [1.78] hajambana [Taimoro]
jamba
29  [1.78] jamba [Taisaka, Bara, Tanala]
Explanations in French  30  [1.82] aveugle [Taisaka]

Entry (5/8)31  fe
Part of speech  32  noun
Explanations in English  33  [1.2] for tolana [Provincial]

Entry (6/8)34  fe
Part of speech  35  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  36  [1.1] Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa)
Explanations in English  37  [1.7] used for emphasis as follows: teniko fe lehibe, manao fe manao
Explanations in French  38  [1.3, 1.8] comme-ci comme-çà
39  [1.3] Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût)
All compound words 

Entry (7/8)49  fe
Part of speech  50  noun
Explanations in French  51  [1.196] arbre indéterminé [Betsimisaraka]
Vocabulary  52  Botany

Entry (8/8)53  Fe    
Part of speech  54  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  55  [3.1] Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina.
Explanations in English  56  [3.1] iron
Explanations in French  57  [3.1] fer
Vocabulary  58  Chemistry
Tables and plates  59  Periodic Table

Updated on 2025/09/12