| Entry (1/2) | 1 tongony |
| Root | 2 tongotra |
| Part of speech | 3 noun tongotra and pronoun |
| Explanations in English |
4 his foot, her foot, their feet [3.1] |
| Explanations in French |
5 son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds [3.1] |
| Examples |
6 Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony
[2.472]
7 Tsapaina koa ny tongony aman-tanany [2.324] 8 Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471] 9 Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra [2.470] |
| Entry (2/2) | 10 tongony |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in Malagasy |
12 tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray [1.13] |
| Explanations in French |
13 béquille [1.13] |
| Vocabulary | 14 Technology |
| Updated on 2025/09/12 |
|