Entry ranjo
Part of speech noun
Malagasy definition Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra [Rajemisa 1985]
English translation the leg from knee to ankle [Hallanger 1973]
French translation la jambe du genou à la cheville [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa. [Razafiniaina: Sahondra]
2Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Entry ranjo
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-kazo (Dracaena reflexa) [Rajemisa 1985]
English translation a shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth. Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.) [Richardson 1885]
Vocabulary 
Scientific name Dracaena reflexa
Synonyms tavivolalahy ~ tsimitrona ~ tsihasinkasina

Entry ranjo
Part of speech noun
French translation Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses. Sens abstrait ancien : honorer, respecter. Par exemple dans le proverbe : Tsy ny maty no ranjoana fa ny velona : formule consacrée lors des funérailles. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Entry ranjo
Part of speech noun
French translation  [Betsileo, Merina] Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae). Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Dracaena reflexa

Updated on 2021/01/01