|
|
|
|

Entry1  rantsan-tanana
Elementary words  2 rantsana, 3 tanana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  [rantsanTAnana] 5 Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely.
6 ireo rantsana folo amin' ny tanana. [1.1]
Explanations in English  7 the fingers. [1.2, 1.7]
Explanations in French  8 les doigts. [1.8]
9 doigt. [1.13]
Examples  10  Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. [2.445#]
11  voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357#]
Vocabulary  12  Biology
Analogs  13  rantsantongotra
Holonym 
Meronyms 
Co-meronyms 

Updated on 2025/11/09