Entry (1/3) | 1 tana- |
Part of speech | 2 morphological form of tanana |
Entry (2/3) | 3 tana |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1] |
Explanations in English |
6 [1.2] |
Explanations in French |
7 Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3#664] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Entry (3/3) | 23 tana |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in Malagasy |
25 [taña]
tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Tanala]
[1.78] 26 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1] |
Explanations in English |
27 a chameleon [1.7] |
Explanations in French |
28 caméléon [1.8] |
All compound words |
|
Vocabulary | 33 Zoology: reptiles, amphibians |
Analogs | 34 kamaitso, kamora, kamarabe, soamarandrana |
Proverbs | 35 Proverbs containing the word tana |
Article | 36 Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Updated on 2025/09/20 |
![]() |