|
|
|
|

Entry (1/3)1  tanako
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] hoho [Mahafaly]

Entry (2/3)4  tanako
Part of speech  5  noun tanana and pronoun
Explanations in English  6  [3.1] my hand(s)
Explanations in French  7  [3.1] ma main, mes mains
Examples  8  [2.324] nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan' ny foko.
9  [2.41] Nesoriny ny tanako nitana ny takolako, dia nofafany ny tarehiko nandriaka ranomaso.
10  [2.42] Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako.

Entry (3/3)11  tanako
Part of speech  12  noun tana and pronoun
Explanations in English  13  [3.1] my chameleon(s)
Explanations in French  14  [3.1] mon caméléon, mes caméléons

Anagrams  15 antoka, 16 kantao, 17 katona, 18 kotana, 19 takona, 20 tanako, 21 tokana, 22 tonaka, tonàka

Updated on 2025/09/13