|
|
|
|

Entry (1/3)1 tanana
Root  2tana
Part of speech  3 participle
Explanations in Malagasy  4 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao
Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita
Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa
Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Explanations in English  5 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Explanations in French  6 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664]
Morphology 
7 Present :
8 Past :
9 Future :
10 Imperative :
All compound words  114 combinations of this word
Proverbs  12 Proverbs containing that word

Entry (2/3)13 tanana
Part of speech  14 noun
Explanations in Malagasy  15 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
16 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens)
Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Explanations in English  17 the hand
the forelegs of quadrupeds [1.7]
Explanations in French  18 la main, les mains [1.3, 1.8]
19 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
20 les manches des habits, etc. [1.3]
21 main, manche, rayon [1.5]
22 [tañana] main [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  23 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
24 Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
25 Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Morphology 
26 Simple :
Derivatives 
Adverbs :
Vocabulary  28 Biology 29 Zoology: (in general)
Holonym 
Meronyms 
Co-meronyms 
All compound words  49133 combinations of this word
Proverbs  50 Proverbs containing that word
Article  51Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Entry (3/3)52 tana
Part of speech  53 noun
Explanations in Malagasy  54 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Explanations in English  55 a town, a city (written with the accent) [1.7]
Explanations in French  56 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
57 ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  58 eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
59 nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Morphology 
60 Simple :
Vocabulary  61 Geography: (in general)
All compound words  6227 combinations of this word
Proverbs  63 Proverbs containing that word
Article  64Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Anagrams  65 Natana, 66 tanana, tanàna

Updated on 2025/11/02