|
|
|
|

Entry (1/3) 1  havana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty
4 Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa [1.1]
Explanations in English  5 a friend [1.2, 1.7]
6 a relation, an alliance. See sakaiza, longo [1.2]
7 a relative, an ally; cf. sakaiza [1.7]
Explanations in French  8 parent [1.3, 1.54, 1.8]
9 allié, ami [1.3, 1.8]
Examples  10  Be havana koa ianareo izany! [2.442#42]
11  Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332]
12  Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298#67]
13  Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48#272]
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Vocabulary  27  Relationships: family
Analogs  28  anabavy, 29  anabavin-dray, 30  anadahy, 31  anadahin-dreny, 32  halam-patana, 33  hazo tapaky ny sampy, 34  kazaha, 35  rafozana, 36  rahalahy, 37  rahalahin-dray, 38  rahavavy, 39  rahavavin-dreny, 40  ray, 41  raibe, 42  razam-be, 43  razana, 44  reny, 45  renibe, 46  sakaiza, 47  sakelika, 48  vinanto, 49  vinantolahy, 50  vinantovavy, 51  zafy, 52  zafiafy, 53  zafimpaladia, 54  zafin' ny mpianadahy, 55  zafin' ny mpirahalahy, 56  zafin' ny mpirahavavy, 57  zafindohalika, 58  zafindria, 59  zafinkitrokely, 60  zafitsitorana, 61  zana-drahalahy, 62  zanadrahavavy, 63  zanak' anabavy, 64  zanak' anadahy, 65  zanak' olo-mpiana dahy, 66  zanak' olo-mpirahavavy, 67  zanak' olompirahalahy, 68  zanaka, 69  zaobavy, 70  zaodahy
Combinations  71  32 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word havana
Proverbs  72  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 73  havana
Part of speech  74  noun
Explanations in Malagasy  75 Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [1.1]
Morphology 
76  Simple :
77  Prefixed :
Derivatives 
Relative verbs :

Entry (3/3) 80  havana
Part of speech  81  noun
Explanations in Malagasy  82 [Antesaka] havanana [1.78]
Explanations in French  83 [Antesaka] droite [1.82]
Morphology 
84  Simple :
85  Prefixed :
Derivatives 
Passive verbs :
Relative verbs :

Anagrams  havana, 88 vahana

Updated on 2026/04/21