|
|
|
|

Entry1 fihavanana
Root  2havana
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4fiombonana an-tsaina sy fo ary fanahy izay tsy voatery ho eo amin' ny olona manana rohim-pifandraisana araka ny ra ihany fa na dia eo amin' ny samy hafa fianakaviana sy fihaviana aza. Fifankatiavana lalim-paka nifamatoran' ny mpiaramonina teo anivon' ny ankohonana, fianakaviana, namana sy tapaka ary fokonolona: Tandrovy mandrakariva ny fihavanana fa ny maty aza te ho maro ~ Ny fitia mifamaly no mahatsara fihavanana. [1.62#384]
Explanations in English  5blood relationship; friendship, comradeship. [1.7]
Explanations in French  6lien de parenté. [1.54]
7parenté de sang; amitié, bonnes relations. [1.8]
Examples  8 Vao mitsidi-doha ny fihavanana, dia tapahin-doha ny havana! [2.528#]
9 Ny fitandroana ny fihavanana no endri-panabeazana voalohany. [2.606#]
10 Fa izahay tsy hivezovezo fa ny fihavanana tokoa no nalehanay. [2.366#]
All compound words  1113 combinations of this word
Proverbs  12 Proverbs containing that word

Anagrams  13 fihavanana, 14 fivanahana

Updated on 2025/11/02