| Entry (1/2) | 1 mihavana |
| Root | 2 havana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao.
5 Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards..
[1.2] 7 to be friends. [1.7] |
| Explanations in French |
8 être parents.
[1.54] 9 avoir de bonnes relations. [1.8] |
| Examples |
10 Tsotra ihany raha te hihavana amiko:
[2.472]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 15 ady mihavana |
| Entry (2/2) | 16 mihavàna |
| Root | 17 havana |
| Part of speech | 18 imperative of active verb mihavana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 19 mahavany, 20 mahavina, 21 mahivana, 22 manaviha, 23 manivaha, 24 mihavana, mihavàna |
| Updated on 2025/11/12 |
|