Entry rafozana
Part of speech noun
Malagasy definition Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [Rajemisa 1985]
English definition a parent or parent in law [Hallanger 1973]
French definition beaux-parents [Rajemisa: Vakoka]
 beau-parent [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 39]
Quotes 

2014/01/09