Entry rahavavy (vavy)
Part of speech noun
Malagasy definition Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [Rajemisa 1985]
English definition A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. Anabavy. [Richardson 1885]
 the sister of a woman; cf. anabavy [Hallanger 1973]
French definition soeur d'une soeur [Rajemisa: Vakoka]
 la soeur d'une femme; cf. anabavy [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Analogues  anabavy
  rahalahy ~ anadahy
Examples Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [Callet: Tantara, page 125]
Toponymy Place names having the word rahavavy (1): Ambohimirahavavy

2017/10/21