Entry sakelika (helika)
Part of speech   noun
English translation   carrying under the arm [Hallanger 1973]
French translation   action de porter sous le bras [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry sakelika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tsirin-javamaniry miseho amin' ny tahony, na solofon-javamaniry eo ampotony toy ny fomban' ny saonjo na ny akondro: Tandremo sao tapaka ny sakeliky ny foto-bonindraozy
Mitovy hevitra: solofo ~ taroka ~ tsimoka ~ tsiry [Rajemisa 1985]
   tsimoka hazo [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
Derivations  

Entry sakelika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny rindrin-kazo amin' ny trano kotona. [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names  

Entry sakelika
Part of speech   noun
Malagasy definition   Havana akaiky, namana, mpanampy akaiky, fanampiny: Sakelik' andriana [Rajemisa 1985]
French translation   proches parents [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  

Entry sakelika
Part of speech   noun
Malagasy definition   silaka: sakelidrano [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/06/10