| Entry | 1 zafin-dohalika |
| Elementary words | 2 zafy, 3 lohalika |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1] |
| Explanations in French |
6 la quatrième génération [1.3] 7 [zafindohalika] quatrième génération [1.54] |
| Examples |
8 Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika.
[4.27]
|
| Vocabulary | 9 Relationships: family |
| Updated on 2025/09/12 |
|