Entry renibe (reny, be)
Part of speech noun
Malagasy definition Reny niteraka ny ray na reny niteraka ny tena: "Baba" no fiantsoan' ny ankizy (zafikely) azy [Rajemisa 1985]
French definition grand-mère [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Quotes 

2010/06/11