|
|
|
|

Entry (1/2)1  razana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo.
4 ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka.. [1.1]
Explanations in English  5 an ancestor. [1.7]
Explanations in French  6 les ancêtres, les aïeux. [1.3]
7 ancêtres. [1.54]
8 ancêtre. [1.8]
Examples  9  Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana. [2.470]
10  Natao ny famonosan-damba, dia naiditra am-bata ny razana. [2.472]
11  Izany no nahamasina ny razana, dia nahamasina an-dRabodonandrianampoinimerina [2.48]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Derivatives 
Names :
Adverbs :
Vocabulary  17  Relationships: family
All compound words  18  48 combinations of this word
Proverbs  19  Proverbs containing that word
Article  20 Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)21  razaña
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23 zaran' antsy, ets.. [Tambahoaka] [1.78]

Anagrams  24 nazara, 25 razana, razaña, 26 zarana

Updated on 2025/11/09