Entry | 1 anabavy |
Elementary words | 2 anaka, 3 vavy |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Ny vehivavy izay iray tam-po amin' ny lehilahy. Tsy mba mandray ny tovona "mi" sy "mpi" toy ny anadahy/rahalahy/rahavavy izy. Ny hoe anabavy/anadahy/rahalahy/rahavavy amin' ny Malagasy dia tsy mba voafetra ho ny mpiray tam-po ihany. [1.10#A.499] 6 Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia [1.1] |
Explanations in English |
7 A man's sister. Used of women when men are speaking. See rahalahy [1.2] 8 A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13] 9 The sister of a man [1.7] |
Explanations in French |
10 Soeur d'un frère [1.54] 11 La soeur d'un homme [1.8] |
Examples |
12 Anabavin'Andriambelo izy
[2.508#374]
13 Ataoko tenako fa vadiko, ho solon-dreny sy anabaviko. [2.928] 14 Izay taranaky ny anabavy rehetra, Iahy sy vavy, izany no Zana-behivavy. [2.245#30] 15 Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285#191] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Vocabulary | 20 Relationships: family |
Analogs | 21 anadahy, rahalahy, rahavavy |
Proverbs | 22 Proverbs containing the word anabavy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |