Entry eny
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
¶ Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [Rajemisa 1985]
English translation   there, not too far away (in sight); [Hallanger 1973]
French translation   [ eñy ] là-bas, vers, à [Antesaka] [Deschamps 1936]
   là-bas, pas bien loin, visible [Hallanger 1974]
Examples   Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [Andraina: I Vola, page 58]
Derivations  
Morphology  
eny
teny
Compound words, titles, names  
Analogy   etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
   atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry eny
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
¶ Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [Rajemisa 1985]
English translation   yes [Hallanger 1973]
French translation   oui [Hallanger 1974]
Examples   Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 19]
Synonyms   eka ~ ekany ~ ia

Entry eñy
Part of speech   noun
Malagasy definition   fijanonana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Derivations  
Quotes  

Entry eny
Part of speech   adjective
French translation   six [Antesaka] [Deschamps 1936]

Updated on 2015/02/23