Entry atỳ
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [Rajemisa 1985]
English translation   here, not in sight [Hallanger 1973]
French translation   ici, pas visible [Hallanger 1974]
Analogy   etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
   atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry aty
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [Rajemisa 1985]
English translation   the insides of anything; a room [Hallanger 1973]
French translation   intérieur [Tankarana] [David 1952 (takila B)]
   intérieur, ce qui est au dedans [Abinal 1888]
   l'intérieur, le dedans [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Compound words, titles, names  

Entry aty
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [Rajemisa 1985]
English translation   the liver [Hallanger 1973]
French translation   foie; poumon [Tankarana] [David 1952 (takila B)]
   foie [Abinal 1888]
   le foie [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Morphology  
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   atin-kena

Entry aty
Part of speech   noun
Malagasy definition   tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/03/10