Entry atsy
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy [1.1]
Explanations in French Là, à une certaine distance [1.3]
Explanations in English Here (not in sight) [1.7]
Explanations in French Ici, là (pas visible) [1.8]
Examples 
1Mandehana mividy atsy amin-dRasolo [2.332]
2Dada, ry ise, ilay alika roa tatsy izay [2.245]
Morphology 
Simple : atsy
Past : tatsy
Future : ho atsy
Derivatives 
Compound words 
Hyponyms Atsy ary (Manifatra Venance)
Analogs  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ atsikitra ~ any ~ aroa ~ arỳ
  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ etsikitra ~ eny ~ eroa ~ erỳ

Anagrams 

Updated on 2023/02/22