| Entry (1/2) | 1 ato |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 etsy [Taisaka]
[1.78] 4 Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany [1.1] |
| Explanations in English |
5 here close at hand (not in sight); see mankàto [1.7] |
| Explanations in French |
6 là (près) [Taisaka]
[1.82] 7 ici tout près, pas visible [1.8] |
| Examples |
8 Tsy ato izy, hoy i Dada.
[2.472]
9 Nofongorako hiala ato am-poko! [2.499] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 15 Space 16 Time |
| Analogs | 17 any, 18 ao, 19 ary, 20 aroa, 21 aty, 22 ato, 23 atsy, 24 eny, 25 eo, 26 ery, 27 eroa, 28 ety, 29 eto, 30 etsy |
| All compound words | 31tato ho ato |
| Entry (2/2) | 32 ato |
| Part of speech | 33 noun |
| Explanations in Malagasy |
34 Enti-milaza fiatoana [1.1] |
| Explanations in French |
35 action de s'arrêter [1.3, 1.5] 36 action de s'interrompre [1.3] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 49 ato, 50 ota, 51 taò, tao, 52 toa |
| Updated on 2025/11/03 |
|