Entry añina
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro] rivotra [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] rivotra malemy [Rakotosaona 1972]
 Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. [Rajemisa 1985]
English definition breeze, wind. (Prov.) [Mal. angin.] [Richardson 1885]
Vocabulary 
Analogy  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ anim-balaka ~ anim-balala ~ anim-baratra ~ animbato ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Entry anina (any)
Part of speech passive verb
Malagasy definition  [Betsimisaraka] atao [Rakotosaona 1972]
English definition to be prepared, as yarn for the loom. [Richardson 1885]
Morphology 
anina
aniko
aninao
aniny
anintsika
aninay
aninareo
anin'
anin-
anim-
ani-
nanina
naniko
naninao
naniny
nanintsika
naninay
naninareo
nanin'
nanin-
nanim-
nani-
hanina
haniko
haninao
haniny
hanintsika
haninay
haninareo
hanin'
hanin-
hanim-
hani-
anio

Entry anina
Part of speech noun
Malagasy definition enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony [Rajemisa 1985]
English definition See onona, tony. [Richardson 1885]
French definition halte, arrĂȘt, cessation, repos, action de se contenter de [Abinal 1888]
Derivations 

Entry an~ina
Part of speech circumfix [Words with an~ina]

2017/06/30