Entry etỳ
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto,izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto)
¶ Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [Rajemisa 1985]
English definition here fairly close (in sight) [Hallanger 1973]
French definition ici assez près, visible [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
etỳ
tetỳ
metia
Compound words, titles, names 
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry ety
Part of speech adjective
Malagasy definition Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay
¶ Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha
¶ Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [Rajemisa 1985]
English definition narrow, close [Hallanger 1973]
French definition étroit, serré [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2017/04/01