Entry maivana
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany [Rajemisa 1985]
English definition light in weight [Hallanger 1973]
French definition léger [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 sans poids
¶ figuré: sans portée, vite, léger [Abinal 1888]
Derivations 
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana: [Andraina: I Vola, page 69]
2ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [Callet: Tantara, page 98]

Entry maivaña
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Sihanaka] sitrana [Rakotosaona 1972]

2017/04/15