Entry la
Part of speech noun
Malagasy definition fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana, tsy hanaiky, tsy hanao. (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D). -- Indreto ny teny niaviany: Soehily la (tsy, tsia); Mag. enda (tsia), menda (mandà); Tir. enda (tsia); Maley enggan (mandà).
¶ Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. [Ravelojaona: Firaketana]
  [Taisaka] fandavana [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mandà, miodina [Rakotosaona 1972]
 tsy fetezana hanao, tohitra [Rajemisa 1985]
English definition root of the following [compare to Swahili la, meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la [Richardson 1885]
French definition refus, reniement, renoncement, rejet, négation [Abinal 1888]
 refus [Rajaonarimanana 1995]
 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette [Hallanger 1974]
 action de nier, de refuser [Rajaonarimanana 1996]
Italian definition rigettare. Nandà ny zanany maditra ny ray aman-dreny: i genitori, hanno rigettato il figlio ostinato
¶ rifiutare. Nanda ny fanomezana ny olona: la persona ha rifiutato il dono
¶ negare. Manda ny marina ianao: tu neghi la verita [Profita 1969]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry la
Part of speech conjunction [list]
French definition  [Tanala] si [Beaujard 1998]

Entry la
Part of speech article [list]
Malagasy definition teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra: la tsara! : tsara! da tsara! : tsara dia tsara! la maro eke! : dia marobe re izy izany! [Ravelojaona: Firaketana]
 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra: La maty va? : efa maty va? La tonga omale ia : efa tonga omaly izy. [Ravelojaona: Firaketana]

Entry la
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Taisaka] tonta (fiasana), mihintsana (volo) [Rakotosaona 1972]

Entry
Part of speech adverb [list]
French definition ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay. Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity. Il était là tout à l'heure: vao haingana izy no tao. De là au village il y a deux cents pas: hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina. [Malzac 1893]
  any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible
¶ àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. [Hallanger 1974]
  ao, tao, ho ao: là (pas visible) [Hallanger 1974]
  eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible [Hallanger 1974]
  indry: voilà! là! [Hallanger 1974]
  injao: là! (tout près) [Hallanger 1974]

Entry la-
Part of speech particule [list]
Malagasy definition ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe), lapoely (la poêle), labiera (la bière), labozia (la bougie), ets. ets. [Ravelojaona: Firaketana]

Entry la
Part of speech article [list]
French definition  ny: La lune (Ny volana) [Malzac 1893]
Analogy  le ~ les

Entry la
Part of speech pronoun [list]
French definition  izy, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho) [Malzac 1893]
Analogy  le ~ les

Entry
Part of speech adverb [list]
  eo (a vista); ao (non a vista); ary (lontano) [Profita 1969]

Entry la
Part of speech article [list]
  ny [Profita 1969]

Entry la
Part of speech noun (symbol)
Malagasy definition Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [Rajemisa 1985]
 laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany): DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. [Ravelojaona: Firaketana]
Vocabulary 
Scientific name la
Illustrations 

Entry La
Part of speech noun (symbol)
Malagasy definition Singa mivaingana, faha-57 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
English definition Lanthanum. [3.1]
French definition Lanthane. [3.1]
Vocabulary 
Scientific name la|La

Entry LA
Part of speech noun (symbol)
Malagasy definition Fanafohezan-tenin' i Los Angeles (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1]
 Fanafohezan-tenin' i Louisiana: fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1]
Vocabulary 
Scientific name la|LA
Illustrations 

2017/07/03