Entry |
etỳ
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto) Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
[1.1]
|
Explanations in English | Here fairly close (in sight) [1.7]
|
Explanations in French | Ici assez près, visible [1.8]
|
Examples |
1 | Feno azy ireny tety amintsika taloha.
[2.117]
|
2 | Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety?
[2.357]
|
3 | Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao!
[2.324]
|
|
Morphology |
Present : |
etỳ |
Past : |
tetỳ |
Future : |
ho etỳ |
Imperative : |
metia |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Analogs |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
Entry |
ety
|
Part of speech | Unspecified
|
Explanations in English | Primitive root of mety
[1.2]
|
Explanations in French | Racine de mety
[1.3]
|
Derivatives |
|
Entry |
ety
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [1.1]
|
Explanations in English | Narrow, close [1.7]
|
Explanations in French | étroit, serré [1.8]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|