Entry mankatò (to)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manao ho tsara, mihevitra ho mety, manka [...]
¶ Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon [...] [full text in Rajemisa 1985]
French translation   accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir [Abinal 1888]
Examples   Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra? [Andraina: I Vola, page 20]
Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany. [Andraina: Mitaraina, page 71]
Morphology  
mankatò
nankatò
hankatò
mankatoava

Entry mankato (ato)
Part of speech   active verb
French translation   aller à, conduire à [Abinal 1888]
Morphology  
mankato
nankato
hankato

Updated on 2015/03/07