|
|
|
|

Entry (1/2)1  tato
Root  2  ato
Part of speech  3  adverb, past form [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]
Examples  5  Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4]
6  Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59]
7  Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472]
All compound words 

Entry (2/2)9  tatô
Part of speech  10  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  11  tokoa [Sihanaka] [1.78]
Synonyms  12  tatôbe

Anagrams  13 tatô, tato, 14 tota

Updated on 2025/09/19