Entry | 1 fiatoana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ato |
Explanations in English |
4 [1.7] a pause |
Explanations in French |
5 [1.8] pause, interruption |
Examples |
6 [2.117#] Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy fiatoana toy izany.
7 [2.285#] ny rahona mandraraka azy tsy manantena fiatoana, fa mikitroka manjabe. 8 [1.369#] Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy fiatoana. |
All compound words |
|
Anagrams | 11 fiatoana, 12 itafoana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |