Entry famato
Part of speech   noun
Malagasy definition   Toetran' ny zavatra mamato, izany hoe mivontovonto mafimafy
¶ Ody lazaina ho maharo ny fananana amin' ny mpangalatra na amin' ny loza [Rajemisa 1985]
English definition   a charm used to prevent cattle from wandering or being stolen, also to preserve a town from being besieged. [Richardson 1885]
French definition   [Tankarana] amulettes pour animaux. [David 1952 (takila F)]
Vocabulary  

2017/03/10