|
|
|
|

Entry (1/11)1  arỳ
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. [1.1]
Explanations in English  4 there, yonder, signifying a distant place not seen. [1.2]
5 there far away (not in sight) [1.7]
Explanations in French  6 là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas [1.3]
7 là-bas (loin, pas visible) [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Vocabulary  12  Space
Analogs  13  any, 14  ao, 15  ary, 16  aroa, 17  aty, 18  ato, 19  atsy, 20  eny, 21  eo, 22  ery, 23  eroa, 24  ety, 25  eto, 26  etsy
All compound words  27  4 combinations of this word

Entry (2/11)28  ary
Part of speech  29  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  30 Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa:
31 Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy
32 Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa:
33 Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra
34 Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika:
35 Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho [1.1]
Explanations in English  36 and. Generally used after two or more nouns connected by
37 sy, the last of the series being connected by
38 ary. It is like the word and used in commencing English sentences. [1.2]
39 and; in an enumeration sy is used after
40 the first several words and àry before
41 the last one.
42 Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and
43 copper and lead [1.7]
Explanations in French  44 et; se met devant le dernier mot
45 d'une énumération, dont les autres mots
46 sont précédés de sy.
47 Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le
48 cuivre et le plomb [1.8]

Entry (3/11)49  àry
Part of speech  50  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  51 Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara:
52 Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka [1.1]
Explanations in English  53 then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence. [1.2]
Explanations in French  54 donc.
55 Aoka àry (Soit!)
56 Andeha àry (Hé bien, partez!)
57 Ataovy àry (Faites donc!) [1.3]
58 donc [1.5]
All compound words  59 aoka ary

Entry (4/11)60  ary
Part of speech  61  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  62 any [Betsimisaraka] [1.78]

Entry (5/11)63  ary
Part of speech  64  adjective
Explanations in Malagasy  65 Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary
66 Manana: Efa ary nify ny zanako [1.1]
Explanations in English  67 existed, formed, produced; being. [1.2]
68 made, created, brought into being [1.7]
Explanations in French  69 créé, qui existe [1.3, 1.8]
Morphology 
70  Simple :
71  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words  77  19 combinations of this word

Entry (6/11)78  ary
Part of speech  79  noun
Explanations in Malagasy  80 Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony [1.1]
Explanations in French  81 action de rejeter [1.3, 1.5]
82 action d'abandonner, de perdre [1.3]
83 action de jeter. Variant: are [1.14]
Derivatives 
Active verbs :
Names :
All compound words  87  2 combinations of this word

Entry (7/11)88  ary
Part of speech  89  noun
Explanations in Malagasy  90 taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo
91 faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy [1.1]
Explanations in English  92 the milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun. [1.2]
Explanations in French  93 la rate [1.3]
Vocabulary  94  Biology
Analogs  95  arinkena

Entry (8/11)96  ary
Part of speech  97  noun
Explanations in Malagasy  98 nonon'omby, tohatra [Tambahoaka] [1.78]

Entry (9/11)99  ary
Part of speech  100  noun
Explanations in Malagasy  101 fiverenana ilalana [Taimoro] [1.78]

Entry (10/11)102  ary
Part of speech  103  noun
Explanations in French  104 Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex.
105  : Ficus sp. ; également appelé ary-voara [Taisaka]
106 (contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [Taimoro, Taisaka] [1.196]
Vocabulary  107  Botany
All compound words  108  3 combinations of this word
Scientific name 

Entry (11/11)110  ary
Part of speech  111  noun
Explanations in Malagasy  112 jereo ariary [1.1]

Anagrams  ary, àry, arỳ, 113 irà, ira, 114 ray, 115 ria

Updated on 2025/11/21