Entry mifanary (ary)
Part of speech   active verb
French translation   s'abandonner réciproquement, ne pas s’assister mutuellement [Abinal 1888]
Examples   Dinam-pokonolona malagasy sady didim-pihavanana naraikitry ny Ombalahibemaso ho lalàm-panjakana mihitsy ny «tsy mifanary an-kasoavana sy an-karatsiana », nefa ny fiaraha-miory no zokin'adidy masina indrindra. [Rahajarizafy: Kabary, page 95]
Morphology  
mifanary
mifanarin'
mifanarin-
mifanarim-
nifanary
nifanarin'
nifanarin-
nifanarim-
hifanary
hifanarin'
hifanarin-
hifanarim-
Quotes  

Updated on 2015/04/14