| Entry | 1 Mpahary |
| Root | 2 ary |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza an'Andriamanitra izay nampisy, izany hoe nanao an'izao tontolo izao tamin'ny tsinontsinona
[1.1] |
| Explanations in English |
5 the Creator
[1.7] |
| Explanations in French |
6 Créateur
[1.8] |
| Vocabulary | 7 Beliefs |
| Updated on 2025/12/08 |
|