Entry ariary
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anaran' ny vola izay nataon' ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia 4,80 frs tany aloha ary 5,00frs taty aoriandriana. Ny ariary no novakina ka nahazoana ny vola madinika na vakim-bola rehetra: ny 1/2: loso; ny 1/3: sasanangy; ny 1/4: kirobo; ny 1/6: venty / ny 1/8: sikajy; ny 1/72: eranambatry. Matetika no hafohezina ho ary fotsiny ny teny hoe ariary raha miaraka amin' ireto teny ireto: zato, folo, sivy, valo, fito, enina, dimy, efatra, telo, roa: Ary zato, ary folo..., mitovy amin' ny hoe: ariary zato, ariary folo [Rajemisa 1985]
English definition   a dollar; usually used of cut money. [Ar. al-rial, from Sp. Real.; Swa. reale.] See farantsa. [Richardson 1885]
   a "dollar", five francs [Hallanger 1973]
French definition   une "piastre", cinq francs [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Quotes  

Entry ariary
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] nom d'une espèce de cordages, haubans. [David 1952 (takila A)]
Vocabulary  

Entry ariary
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] velarana [Rakotosaona 1972]
French definition   surface [Rakotosaona 1972]

Entry ariary
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   [Taimoro] manodidina [Rakotosaona 1972]

2017/03/10