Entry manary (ary)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [ mañary ] manary [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Manipy zavatra any amin' ny toerana tsy hahitana azy intsony: Manary fako
¶ Tsy miraharaha zavatra, hany ka verivery fotsiny ilay izy: Betsaka ny ankizy no manarinary ny bokiny eny rehetrarehetra eny
¶ Milaza ampahibemaso fa tsy ho isan-jaza mpandova intsony: Efa nanary azy ela be ny rainy [Rajemisa 1985]
English translation   to throw away, to reject, to abandon [Richardson 1885]
   to throw away [Hallanger 1973]
French translation   rejeter; perdre [Hallanger 1974]
   rejeter, abandonner [Rajaonarimanana 1995]
Examples  
1Ny atiny nomeny ny atin-kavana sy ny sakaiza tia, fa izany no tsy manary an-kahoriana [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Na hita ihany aza ny ataon' ny havanay andavanandro, rahefa misy maty kosa, tsy manary irery izy [Andraina: Mitaraina, page 101]
Morphology  
manary
nanary
hanary
manaria
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry mañary
Part of speech   active verb
Malagasy definition   mandevina [Bara] [Rakotosaona 1972]
   mandevina faty [Tanala] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/05/05