| Entry (1/5) | 1 eny |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
4 Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1] |
| Explanations in English |
5 there, not too far away (in sight);
[1.7] |
| Explanations in French |
[eñy]
6 là-bas, vers, à
[Taisaka]
[1.82] 7 là-bas, pas bien loin, visible [1.8] |
| Examples |
8 Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy.
[2.4]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 12 any, 13 ao, 14 ary, 15 aroa, 16 aty, 17 ato, 18 atsy, 19 eny, 20 eo, 21 ery, 22 eroa, 23 ety, 24 eto, 25 etsy |
| All compound words | 26 5 combinations of this word |
| Entry (2/5) | 27 eny |
| Part of speech | 28 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
29 Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
30 Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1] |
| Explanations in English |
31 yes
[1.7] |
| Explanations in French |
32 oui
[1.8] |
| Examples |
33 eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano.
[2.5]
|
| Synonyms | 34 eka, ekany, ia |
| All compound words | 35 eny hoe |
| Entry (3/5) | 36 eñy |
| Part of speech | 37 noun |
| Explanations in Malagasy |
38 fijanonana
[Taisaka]
[1.78] |
| Derivatives |
|
| Proverbs | 40 Proverbs containing that word |
| Entry (4/5) | 41 eny |
| Part of speech | 42 adjective |
| Explanations in French |
43 six
[Taisaka]
[1.82] |
| Entry (5/5) | 44 eny |
| Part of speech | 45 noun |
| Explanations in French |
46 (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné).
47 Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. 48 On en amenait le bois de fort loin. [Merina] [1.196] |
| Vocabulary | 49 Botany |
| Anagrams | eñy, eny |
| Updated on 2025/11/21 |
|