Entry mankeny (eny)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandeha eny: Mankeny an-tsena izahay [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   to go there (quite near, in sight) [Hallanger 1973]
French translation   aller là (pas bien loin, visible) [Hallanger 1974]
Examples   Teny Anosibe, amin' ny lalana mankeny Fenoarivo, no nahitana trano lehibe iray mitafo tanimanga, biriky madioivelany. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Morphology  
mankeny
nankeny
hankeny

Updated on 2012/06/09