Entry ekany
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Taisaka, Tanala] eny [Rakotosaona 1972]
   Asolon' ny olona ny Eny raha mamaly sady mitovy hevitra aminy rahateo: Hiainga rahampitso ihany ve ianao ? Ekany ! [Rajemisa 1985]
French definition   [Taisaka] oui [Deschamps 1936]
   [Tankarana] oui, c'est bien cela. [David 1952 (takila E)]
Other spellings  
Synonyms   eka

2017/03/10