Index

Proverbs : kokoa

Proverb 1Boka mararin' ny nendra, ka mafimafy kokoa noho ny teo. [2.415 #1959, 2.653 #784]
Boka mararin' ny nendra, ka mafimafy kokoa noho teo. [2.415]
French translationLépreux atteint de la petite vérole: il est encore plus malheureux qu'avant. [2.415 #1959]
French interpretationLes malades atteints de la petite vérole étaient comme les lépreux, rejetés de la société. Le proverbe signifiait: malheur sur malheur. [2.415 #1959]

Proverb 2Ilay sorohitra manala vintana : "alako olona, alako aho, izaho alako kokoa". [2.415 #110]
Ilay sorohitra nanala vintana : halako olona, halako aho, nefa izaho halako kokoa. [2.558 #1419]
Ilay sorohitra nanala vintana: "lako olona, alako aho; izaho alako kokoa. [2.653 #1128]
Sorohitra manala vintana : ny olona alako fa izaho alako kokoa! [2.558]
Sorohitra manala vintana : "ny olona alako, izaho koa alako". [2.415 #110, 2.653 #2938]
French translationAlouette qui fait des exorcismes pour corriger les mauvais destins : j' exorcise les gens, dit-elle, je m' exorcise encore plus moi-même. [2.415 #110]
French interpretationAvant de corriger les autres il faut se corriger soi-même. [2.415 #110]

Proverb 3Jamba mizaha lanonana : mba ento hanakaiky kokoa aho. [2.558 #1551]

Proverb 4Jamba mizaha tandindona : Efa mba manao ahoana kokoa izao fitazanao azy izao Ranaotra? [2.558 #1552]

Proverb 5Ny manontany sy ny tsy manontany : ny manontany mahita ny fotony. [2.415 #6146, 2.653 #2332, 2.558]
Ny manontany sy ny tsy manontany : ny manontany no misimisy kokoa. [2.165 #1164, 2.415 #6243]
French translationDifférence entre celui qui interroge et celui qui n' interroge pas : c' est celui qui interroge qui voit le fond des choses. [2.415 #6146]
Interroger et ne pas interroger : il vaut mieux interroger. [2.415 #6243]
Interroger et se taire:. [2.165]
French interpretationIl faut examiner et approfondir. [2.415 #6146]
interroger est préférable. [2.165]

Proverb 6Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa. [2.558 #3153, 2.653 #2352, 2.165]
French translationDe coucher en route ou de revenir le même jour, il vaut mieux coucher en route. [2.165]
French interpretationCela montre qu' on n' est pas trop pressé de rentrer, et le voyage entrepris aura peut-être plus de résultats. [2.165]

Proverb 7Ny ory lavidavitry ny betsaka kokoa ary na akaiky aza tsy hita loatra. [2.558 #3205]

Proverb 8Ny tola-paditra zava-mahery, fa ny marina mahery kokoa. [2.558 #3309]

Proverb 9Raha hiteny tsy inoan' ny olona, ny misarom-bava no tsaratsara kokoa. [2.558 #3574]

Proverb 10Raha hitsangana tsy mahay, tsy mahaleo ny misonanika am-pitoerana ; ary raha hiteny tsy hinoan' ny olona, ny misarom-bava tsaratsara kokoa. [2.415]
Raha hitsangan-tsy mahay, tsy mahaleo ny misonenika am-pitoerana; ary raha hiteny tsy hinoan’ ny olona, ny misarom-bava tsaratsara kokoa. [2.653 #2656, 2.974]
French translationS’il faut se lever pour ne rien dire, mieux vaut demeurer béatement assis ; et s’il faut parler pour ne pas être écouté, mieux vaut rester la bouche couverte du lamba. [2.974 #208]
Un ignorant dans l' art de la danse, qui se lève pour danser ne vaut pas celui qui glisse doucement tout en restant sur place ; celui qui ne doit pas faire écouter son discours, ferait mieux de se couvrir la bouche. [2.415 #3607]

Proverb 11Raha rafozana tsy mahomby, ny saram-pamaky no tsaratsara kokoa. [2.415 #1471, 2.653 #2707]
Raha rafozana tsy mahomby, ny zaram-pamaky no tsaratsara kokoa. [2.558 #3645]
French translationQuand les beaux-parents ne dominent pas, la viande donnée au maître de la hache semble meilleure. [2.415 #1471]

Proverb 12Saro-po nanan-tsingany : nanao ahoana kokoa raha nanan-droa ? [2.558 #3848]

Proverb 13Saro-po tsy amin-karena : mainka izany raha nanana kokoa ! [2.558 #3849]

Proverb 14Tsara Ramatoa, tsara Raivo, fa i Fara manan-tombo kokoa. [2.558 #4412]

Index