| Entry | 1 Ramatoa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo.
4 Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena. 5 Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa. 6 Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina. [1.1] |
| Examples |
7 Tapitry ny mpila ve ramatoa?
[2.131]
8 Fa raha ramatoa Ramavo kosa, marina mihitsy ny tenin-dRenilezo hoe: [2.324] |
| Vocabulary | 9 Forms of Address |
| Antonyms | 10 andriamatoa, andriamatoa |
| Analogs | 11 rtoa, 12 rtoa |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|