Entry fototra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Antony voalohany nahatonga, niaviana: Andriamanitra no fototry ny soa rehetra ~ Tsy fahampian-tsakafo no fototry ny aretiny
¶ Loharano niaviana, niandohana: Ratsizehena sy Ramianoka no fototry ny fianakavianay
¶ Faka, fanorenana: Manapa-kazo amin' ny fotony / Mianjera ny trano raha tsy mafy orina ny fotony
¶ Antony: Inona no fototra tsy itiavana azy
¶ Ny lafy ijadonan' ny haavo amin' ny sary marolafy. [Rajemisa 1985]
English definition   root, origin, source
¶ the foundation of a house; a stump; of a tree in a river bed or mud
¶ three eggs
¶ [Mal. pantat, fundament, bottom.] [Richardson 1885]
   a root; a basic principle [Hallanger 1973]
French definition   racine; principe de base [Hallanger 1974]
Malagasy definition   ¶ fototr'aretina: mikrôby na viriosy mitondra aretina. [Vocabulary: Health] [SLP: Voambolana]
French definition   fondation, fondement, base, primaire, primordial
¶ k fototra A: A base K. [Vocabulary: Mathematics]
¶ fototr'aretina: agent pathogène. [Vocabulary: Health]
¶ fototra granitika: socle granitique. [Vocabulary: Geography: (in general)]
¶ fototra iorenana: charte
¶ fototra kely: petite base. [Vocabulary: Mathematics]
¶ fototra lehibe: grande base. [Vocabulary: Mathematics]
¶ fototra mahitsijoroana: base orthonormée. [Vocabulary: Mathematics]
¶ fototra mahazatra: base canonique. [Vocabulary: Mathematics]
¶ fototry ny fandaminana ny toeram-piasana: base de l'organisation du poste de travail
¶ fototry ny ravina: base foliaire. [Vocabulary: Botany: (in general)] [SLP: Voambolana]
Examples  
1tsy hita intsony na dia ny fototra aza. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 176]
2Lehilahy iray no tratran' ny tompony nanongotra mangahazo roa fototra. [Andraina: Mitaraina, page 129]
3Ilay sekoly nianarako farany mantsy dia fampianaran-tena no fototra iompanany [Andriamalala: Ranomasina, page 32]
Derivations  
Morphology  
fototra
fototro
fototrao
fotony
fototsika
fototray
fototrareo
fototr'
foto-
fototry
-pototra
-pototro
-pototrao
-potony
-pototsika
-pototray
-pototrareo
-pototr'
-poto-
-pototry
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry fototra
Part of speech   noun
English definition   a large torch of ox-dung burned in the ancestral corner of the house at the time of circumcision. [Richardson 1885]
Morphology  
fototra
fototro
fototrao
fotony
fototsika
fototray
fototrareo
fototr'
foto-
fototry
-pototra
-pototro
-pototrao
-potony
-pototsika
-pototray
-pototrareo
-pototr'
-poto-
-pototry

Entry fototra
Part of speech   noun
English definition   the largest piece of wood in a native loom. [Richardson 1885]
Morphology  
fototra
fototro
fototrao
fotony
fototsika
fototray
fototrareo
fototr'
foto-
fototry
-pototra
-pototro
-pototrao
-potony
-pototsika
-pototray
-pototrareo
-pototr'
-poto-
-pototry

2017/05/24