|
|
|
|

Entry1  mizaha
Root  2 zaha
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka.
5 Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko.
6 Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa. [1.1]
7 mijery. [Bezanozano] [1.78]
8 mijery, mitazana, mitady. [Sihanaka] [1.78]
Explanations in French  9 Regarder, considérer, chercher; sonder. [1.3]
Examples  10  ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro; [2.59]
11  Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528]
12  Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman. [2.366]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
All compound words  17  5 combinations of this word
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  19 mihaza, mihazà, 20 mizaha

Updated on 2025/11/12