|
|
|
|

Entry 1  fitoerana
Root  2 toetra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy
5 Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama
6 Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo
7 Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy
8 Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty [1.1]
Explanations in English  9 a place, a location [1.7]
Explanations in French  10 endroit, place [1.8]
11 emplacement, position, siège [1.13]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fitoerana
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 aretin' afo, 15 fierotana, 16 fioretana, fitoerana, 17 iforetana, 18 ifoterana, 19 irefotana

Updated on 2026/04/21