Entry tsaratsara (tsara)
Part of speech   adjective
Examples  
1Raha handà mantsy ny tena, tokony hisy ny hevitra tsaratsara kokoa hasetry ny azy. [Andraina: I Vola, page 17]
2Ny Opala dia naman' ny Agata, saingy tsaratsara kokoa; [Randzavola: Baiboly, page 1001]
3Ny sisa tsy lany, hatao sakafo tsaratsara isan-Alahady. [Rajaonarivelo: Bina, page 79]
Derivations  
Quotes  

Updated on 2015/04/10