Entry sorohitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Voronkely vasobaso-bolo fahita eny an-tsaha rehetra eny, saingy tsy mianika eny ambony hazo (halavany eo amin' ny 15-20 sm). Mazàna ny sorohitra no mitsindrotsindroka eny amin' ny arabe eny manidintsidina eo alohan' ny mpandeha ohatra ny mitaridalana azy [Rajemisa 1985]
French translation   alouette [Rajemisa: Vakoka]
Examples   Fantatr' I Lidy ny hamangan' ny rivotra eny aminy, ny vohitra sy ny lohasaha manoloana ny tanànany, ny vahilava sy ny tamboho manodidina, ny hitsin-dalana rehetra fitsoriahan' ny sorohitra sy ny bibilava, ny toerana fiandrasana omby sy ny fandrorisana ahitra... [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 175]
Vocabulary  
Synonyms   iboria
Quotes  

Updated on 2013/06/13