| Entry | 1 mahay |
| Root | 2 hay |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako
5 Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io 6 Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra 7 Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora 8 afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho 9 Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe. [1.1] |
| Explanations in English |
10 able, clever, competent. It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing.
11 to know, to be able [1.2] 12 able, clever [1.7] |
| Explanations in French |
13 savoir
[1.3, 1.13] 14 capable, compétent 15 connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire [1.3#205] 16 savoir faire, être capable [1.8] |
| Examples |
17 Mato-tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady;
[1.381#]
18 Tsy manana fiadiana sady tsy tia ady no tsy mahay miady. [2.508#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 23 26 combinations of this word |
| Anagrams | 24 mahay, 25 mahia |
| Updated on 2025/11/09 |
|