Entry ory
Part of speech adjective
Malagasy definition malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory
¶ mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
Mitovy hevitra: faraidiny ~ mikaforoforo ~ mikokokoko ~ poripory
¶ ampijalina, ampahorina
¶ hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [Rajemisa 1985]
English definition (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [Richardson 1885]
 miserable, wretched, poor [Hallanger 1973]
French definition pauvre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 affligé, malheureux [Abinal 1888]
 taquiné [Abinal 1888]
 misérable [Hallanger 1974]
Examples 
1fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany! [Rajohanesa: Kintana]
2hony Rangodongodona
manao ahoana izany toetry ny ory?
[Fox: Hainteny, number 327]
3Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [Dahle: Angano, page 103]
Derivations 
Morphology 
ory
oria
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry ory (otra)
Part of speech imperative of passive verb orina [list]

Entry Ory
Part of speech name (biblical) [list]
English definition Uri [Baiboly]
French definition Uri [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Orì
Quotes 

2015/10/02